Daily Archives: 12 juillet 2017

Delegem-paritry ny Jovenna eto Boeny: lasa nisotro ronono

Lanonana tsotra fanaovana veloma ho amin’ny fisotroan-drononon’ny delegem-paritry ny  orin’asa Jovenna Madagasikara eto Boeny no notanterahina ny talata 20 jiona 2017 teny amin’ny Espace Doha Amborovy Mahajanga. Iraika ambin’ny folo-taona no niasa  teo anivon’ny Jovenna Madagasikara  Atoa Razakatiana Anthony  ka fito taona teto Mahajanga, raha tany amin’ny sampana Fianarantsoa izy teo aloha. Nisahana ireo tobin-tsolika