Daily Archives: 24 juillet 2017

Lojy mitsangana: harena manokan’ny faritra Boeny

« Antsika jiaby miasa hampiakatra ny fari-piainan’ny tantsaha, hampandroso ny toe-karen’ny faritra ».  Io no lohahevitra entina hanamarihana ny « Foara Lojy Mitsangana sy ny voa-maina » andiany faharoa hatao ny 28, hatramin’ny 30 jolay ao Ambodromamy, distrikan’Ambatoboeny. Ny zoma 22 jolay 2017 dia nanazava tamin’ireo mpanao gazety eto Mahajanga ny mpikarara ny foara, dia ny avy amin’ny Faritra