Daily Archives: 25 juillet 2017

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana eto Boeny: mifarimbona ny Ben’ny tanàna sy ny solotenam-panjakana ary ny mpitandro filaminana

Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana ankehitriny eny anivon’ireo Kaomina tantanan’izy ireo, dia niantso fiaraha-miasa amin’ireo mpitondra fanjakana sy mpitantdro filaminana ireo Ben’ny tanàna 46 ato anatin’ny faritra Boeny. Mivory indray mandeha isam-bolana ireo Ben’ny tanàna eto Boeny ary ny lehiben’ny faritra no mitarika izany. Ka nandritra ny fivoriana faharoa ny Alatsinainy 24 jolay teo