Daily Archives: 11 août 2017

Mahajanga fialan-tsasatra: sarotiny amin’ny fahadiovan’ny Bord ny Lehiben’ny faritra

Manoloana ny fihavian’ireo vahiny sy mpiala-sasatra marobe eto Mahajanga dia nanao fanambarana ny amin’ny fandaminana ara-pifamoivoizana anatiny sy ny fahadiovan’ny tanàna ny  Lehiben’ny faritra Boeny Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny Alakamisy 10 aogositra 2017 teny amin’ny Bloc Administratif Ampisikina, Mahajanga. Nisy ny fivoriana mialoha niarahan’ny Prefektioran’i Mahajanga, ny Faritra Boeny, ny Kaomina ambonivohitr’i Mahajanga, ny

Boeny: visites de l’ambassadeur de l’Inde et celle de l’Afrique du Sud à Mahajanga

Le vendredi 4 Août 2017, le Chef de la région Boeny, Mr Saïd Ahamad Jaffar a reçu au Palais de la Région, au Bord de la mer Mahajanga Be,  les visites successives de deux ambassadeurs. A savoir, celui de l’Inde, Mr Subir Dutta et, celle de l’Afrique du Sud, Mme Mau Vuyelwa Dlomo. L’ambassadeur  de

Oniversiten’i Mahajanga: tsara fandray indrindra ny fankalazana ny andron’i Mandela

11Fitokanana ny takela-bato fahatsiarovana manokana ho an’i Nelson Mandela, fanomezana solosaina miisa roa, vary gony iray, menaka amin’ny daba 20 litatra miisa 2, savony sy vovon- tsavony 3 baoritra avy ho an’ireo zaza sahirana tezaina ao amin’ny Akanin’ny zaza Kamboty ao Mangarivotra. Ireo no hetsika nanamarihana ny fankalazana ny andro ho an’i Nelson Mandela na