Daily Archives: 21 février 2018

FITOKANANA NY TOBY NOMERIKA HO AN’NY VEHIVAVY TAMIN’NY SOROPTIMIST INTERNATIONAL CLUB DE MAHAJANGA

Notokanan’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny Talata 20 febroary 2018 ny fanavaozana sy fampitaovana  ny Ivotoerana iray ao amin’ny  Foibem-paritry ny Mponina eto Boeny,  ao Mangarivotra Mahajanga.  Izy io dia natao ho toby nomerika ho an’ny vehivavy sokajin-taona rehetra, marefo sy sahirana. Ny ahafahan’izy ireo mianatra sy manampy fahalalana mahakasika ny fikirakirana