Daily Archives: 16 mars 2018

Teto Mahajanga: no nankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa

Fikambanana fidodoan’ny vahoaka hitaterany ireo olana ara-tsosialy isan-karazany ny Tambazotram-paritra miaro ny Zon’ny Mpanjifa eto Mahajanga. Na olana ady tany, na olan’ny mpianatra, na ny fiakaran’ny vidin’entana, dia antsoiny hatrany ny solo-tena mpiaro ny Zon’ny Mpanjifa eto an-toerana. Tsy nisalasala araka izay ireo manampahefana eto an-toerana notarihin’ny Préfet an’i Mahajanga sy ny Lehiben’ny faritra Boeny,