Category Archives: Actualité

Tagnamaro Boeny: miady amin’ny valan’aretina samy hafa

Teny amin’ny Tranoben’ny Kolontsaina Mangarivotra Mahajanga no nanaovana ny Tagnamaro andiany faha-enina teto Mahajanga ny Sabotsy 17 Aogositra lasa teo. Fanadiovana ny tao anatin’ny trano sy ny tokontany ary ny ivelan’ny fefin’ny  Tranoben’ny Kolontsaina no nataon’ireo mpandray anjara marobe notarihin’ny Préfet an’i Mahajanga sy ny Lehiben’ny faritra Boeny mpisolotoerana, Atoa Bazezy V. Clavelah. Nosafidina manokana

Fanoloram-pahefana ho an’ireo Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka ato anatin’ny faritanin’i Mahajanga

Lanonana famindram-pitantanana sy fanolorana ny faneva ho an’ireo Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka miisa 4 ato anatin’ny faritanin’i Mahajanga, no notanterahina ny Zoma 09 Aogositra lasa teo teny amin’ny Bord de la mer, Mahajanga Be. Ny Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, Contrôleur Général de Police Atoa Rakotodravelo Herilanto Ihangotina no nitarika ny lanonana. Nanome voninahitra ity lanonana

Bianco eto Mahajanga: nampahafantatra ny fisian’ny cellule anti-corruption eny amin’ireo sehatr’asam-panjakana rehetra

Ny lalàna 2016-020 tamin’ny 22 Aogositra 2016 ao amin’ny andininy faha-6 momba ny ady amin’ny kolikoly dia mandidy ny sehatr’asam-panjakana rehetra ny tsy maintsy hametrahany fepetra anatiny iadiana amin’ny kolikoly. Ho fampahafantarana na fampahatsiahivana ireo rehetra izay voakasik’izany eto anivon’ny faritra Boeny dia  nisy ny fampihaonana an’ireo sehatr’asam-panjakana isan-tsokajiny ny Zoma 09 Aogositra lasa teo

Komity mpikarakara ny Festival Sobahya: nanomana ny hetsika ara-kolontsaina sakalava andiany faha-15

Ho fanomanana ny festival Sobahya andiany faha-15, izay hatao ny 12 ka hatramin’ny 15 Septambra ho avy izao dia  nanatanteraka fivoriana ireo komity mpikarakara an’izany hetsika ara-kolontsaina sakalava Sobahya andiany faha-15 izany, ny Alakamisy 08 Aogositra 2019 tao amin’ny birao fiasan’ny Lehiben’ny Faritra Boeny ao  amin’ny Bloc Administratif Ampisikina. Izany  dia notarihin’ny Lehiben’ny faritra Boeny

Masoivohon’i Sri Lanka eto Madagasikara: nitsidika ny Lehiben’ny faritra Boeny

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Lehiben’ny faritra Boeny mpisolotoerana, Atoa Bazezy V. Clavelah tao amin’ny birao fiasany ao  amin’ny Bloc Administratif Ampisikina ny Alarobia 07 Aogositra 2019, ny Masoivohon’i Sri Lanka eto Madagasikara, Atoa Seyed Kureishan Moulana niaraka tamin’ny mpandraharaha avy amin’ny orinasa Sanken Overseas avy any Sri Lanka, Atoa Ravindra Wijesooriya. Antondian’izy ireo dia nampahafantatra

Ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanapariam-pahefana aty ifotony no fototra hisian’ny fampandrosoana

Notontosaina tao amin’ny trano fivoriana eny amin’ny Bloc Administratif Ampisikina Mahajanga ny dinik’asa momba ny fandrafetana ny teti-bolam-panjakana 2020 ny Alatsinainy 05 Aogositra 2019. Ny Tale Jeneraly avy ao amin’ny Minisitera ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana,RtoaHarimanana Simone synyChef de service de Synthèse Budgétaire avy ao amin’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola,Atoa Jerry no nitarika ny

Solotenan’ireo mpianatra avy amin’ny Cisco ny Soalala: niara-nisakafo tamin’ireo manam-pahefana avy eto an-toerana

Notanterahina ny Alatsinaina 05 Aogositra 2019 tao amin’ny Salle Polyvalent polisy Mangarivotra Mahajanga, ny fiaraha-nisakafo noman’ny Solombavam-bahoakan’i Madagasikara voafidy tao Soalala, Atoa Saïd Mahafalizakaniaina Joseph tamin’ireo mpianatra nisolotena ny Cisco ny Soalala nandray anjara tamin’ny fifaninanana ara-panatanjahatena an-tsekoly taona 2019 natao tany amin’ny distrikan’i Marovoay. Ankoatran’ireo olom-panjakana avy eto an-toerana notarihin’ny Lehiben’ny faritra Boeny, Atoa

FOIRE BOENY MIONJO 5ème EDITION

MODE DE PARTICIPATION SPONSORING :     6 000 000 Ar   4 stands gratuits de 3mx3m; Insertion en premier plan du logo et de la dénomination du sponsor officiel sur tous les supports publicitaires (TV, Radio, Banderole, affiche murale, flyers…); Dotation d’une banderole de 5mx1m50 avec logo; Un plateau TV Animation de 30mn par jour sur l’estrade

Teto Mahajanga: no nankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa

Fikambanana fidodoan’ny vahoaka hitaterany ireo olana ara-tsosialy isan-karazany ny Tambazotram-paritra miaro ny Zon’ny Mpanjifa eto Mahajanga. Na olana ady tany, na olan’ny mpianatra, na ny fiakaran’ny vidin’entana, dia antsoiny hatrany ny solo-tena mpiaro ny Zon’ny Mpanjifa eto an-toerana. Tsy nisalasala araka izay ireo manampahefana eto an-toerana notarihin’ny Préfet an’i Mahajanga sy ny Lehiben’ny faritra Boeny,

FITOKANANA NY TOBY NOMERIKA HO AN’NY VEHIVAVY TAMIN’NY SOROPTIMIST INTERNATIONAL CLUB DE MAHAJANGA

Notokanan’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny Talata 20 febroary 2018 ny fanavaozana sy fampitaovana  ny Ivotoerana iray ao amin’ny  Foibem-paritry ny Mponina eto Boeny,  ao Mangarivotra Mahajanga.  Izy io dia natao ho toby nomerika ho an’ny vehivavy sokajin-taona rehetra, marefo sy sahirana. Ny ahafahan’izy ireo mianatra sy manampy fahalalana mahakasika ny fikirakirana