FOIRE BOENY MIONJO 5ème EDITION

MODE DE PARTICIPATION SPONSORING :     6 000 000 Ar   4 stands gratuits de 3mx3m; Insertion en premier plan du logo et de la dénomination du sponsor officiel sur tous les supports publicitaires More »

Teto Mahajanga: no nankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa

Fikambanana fidodoan’ny vahoaka hitaterany ireo olana ara-tsosialy isan-karazany ny Tambazotram-paritra miaro ny Zon’ny Mpanjifa eto Mahajanga. Na olana ady tany, na olan’ny mpianatra, na ny fiakaran’ny vidin’entana, dia antsoiny hatrany ny solo-tena More »

FITOKANANA NY TOBY NOMERIKA HO AN’NY VEHIVAVY TAMIN’NY SOROPTIMIST INTERNATIONAL CLUB DE MAHAJANGA

Notokanan’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny Talata 20 febroary 2018 ny fanavaozana sy fampitaovana  ny Ivotoerana iray ao amin’ny  Foibem-paritry ny Mponina eto Boeny,  ao Mangarivotra Mahajanga.  Izy io More »

Ny vehivavy no loharanon’ny fiainan’ny zanak’olom-belona

Naseho tamin’ny fomba ofisialy an’ireo olom-panjakana sy ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra ary ireo mpiara-miombonantoka (Nadiezhda), ireo mpianatra afaka Bakalorea tao amin’ny ivotoerana FAWE Mangarivotra Mahajanga(Forum for Africa Women Educationalists) ny talata faha More »

Mahajanga fialan-tsasatra: sarotiny amin’ny fahadiovan’ny Bord ny Lehiben’ny faritra

Manoloana ny fihavian’ireo vahiny sy mpiala-sasatra marobe eto Mahajanga dia nanao fanambarana ny amin’ny fandaminana ara-pifamoivoizana anatiny sy ny fahadiovan’ny tanàna ny  Lehiben’ny faritra Boeny Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny Alakamisy 10 More »

 

Fanabeazana nomerika:tsy diso anjara hatrany i Boeny

Tablette miisa 50 avy amin’ny tetik’asafanabeazana nomerika imasoan’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena no nozaraina ho an’ny mpianatra kilasy faha-4 sy faha-3 ao amin’ny CEG Ampisikina Mahajanga ny alakamisy 09 febroary 2017. Mba hananan’ireo ankizy sy tanora ary ny vehivavy fahaleovantena amin’ny fampivoarana ny fiainana andavandro sy mba hampitovy lenta ny mpampianatra Malagasy amin’ireo mpampianatra amin’ny tany mandroso

Administrateurs civils: tsy salama ny sendikan’izy ireo eto Madagasikara

Tsy salama ny sendikan’ny Administrateurs civils eto Madagasikara noho ny fatoritorian’izy ireo tao anatin’ny taona maro, noho ny antony ara-politika sy teknika, ary noho ny adin’ny samy Administrateurs civils  ao Antananarivo. Io no nambaran’ny filoha irasam-paritry ny sendikan’ny Administateurs civils ato anatin’ny faritan’i Mahajanga, Atoa Saïd Ahamad Jaffar nandritra ny lanonana firariantsoa fanaon’izy ireo isan-taona,

CIRGN Mahajanga: mirary VHF ho an’ny rehetra, indrindra ho an’ny zandary

Tsy vitan’ny hoe mandray anjara fotsiny fa tena mandray andraikitra tokoa ary tsy vitany mandray andraikitra fa mampadray andraikitra ihany koa, izay no ho ataon’ ny zandary filamatra eo am-panatotosany ny asany amin’ity taona ity. Io no fanamby goavana nomen’ny Lehiben’ny fari-piadidin’ny Zandarimariam-pirenena Mahajanga, ny Kly Manasse Jean Mananga, ny sabotsy 28 janoary lasa teo,

Faritra Boeny: firariantsoa sy fiarahabana fotoana hanaovana tatitra

Firariantsoa sy fiarahabana ny fahatratrarana ny asaramanitra 2017 no notanterahin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny sy ny Préfet an’i Mahajanga miaraka ny Alarobia 25 janoary 2017 tao amin’ny Lapan’ny Faritra Boeny, Mahajanga be. Fahavononana sy filofosana amin’ny fisandratana mirindra no andrasana amin-tsika olom-panjakana sivily sy miaramila amin’ity taom-baovao ity hoy ny Préfet Atoa Ravelomahay Lahiniaina Fitiavana, nanokatra

Mahajanga: ny sekoly voaharo, fanabeazana mirindra sy mahomby

Izay no tanjona napetraka tamin’ny fanaovana ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny fampandrosoana ny lalàna mifehy ny fitondrantena (Code de conduite) sy ny famolavolana ny tetik’asa fiarovana ny ankizy eo anivon’ny tontolon’ny fanabeazana ho an’ny taona 2017 tao amin’ny “Maison des élus” Mahajanga, ny 18, 19, 20 janoary 2017. Ny Foibem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, ny

Faritra Boeny: namoy ilay Ben’ny tanàna vavitokany

Nodimandry ny talata maraina tao Antananarivo ny Ben’ny tanànan’ny kaomina ambanivohitr’I Belobaka, Rtoa RAVONIARISOA Martine. Ao amin’ny distrikan’i Mahajanga II no misy io fari-piadidiany io. Narary efa herinandro maromaro ny tenany, ka rehefa tsy sitrana teto Mahajanga, ndia niakatra tany Antananarivo nitady fitsaboana tsaratsara kokoa, ary izao nindaosin’ny fahafatesana izao. 50 taona mahery kely Rtoa

La région Boeny et Mayotte repartiront sur une nouvelle coopération gagnant-gagnant

Le Président du Conseil départemental de Mayotte, accompagné d’un sénateur et quelques élus mahorais ont été à Mahajanga  le vendredi 13 janvier 2017. Pour une visite privée tout en projetant fermement de relancer la coopération entre le département de Mayotte et la Région Boeny. Le Président du Conseil départemental de Mayotte Mr Ramadani Soibahadine s’est

JMJ katolika 2018: Mahajanga no handray ny andiany faha-9

Araka ny vinavinan’ny Vovonam-pirenena katolikan’ny Tanora (VPKT), dia ny 29 aogositra hatramin’ny 02 septambra 2018 no hanatanterahina ny Andro manerantany ho an’ny Tanora faha-9 na ny JMJ Mada (Journée mondiale de la Jeunesse). Ary ny renivohitry ny faritra Boeny no voatondro handray azy. Mikasika izay ary dia nandray ireo Komity mpanomana nasionaly katolika izay notarihin’ny

Fampianarana dihy eto Mahajanga: fanabezana sy fampivelarana ny tanora

Nanatanteraka fifampiarabahana taom-baovao sy fankalazana ny tsingerin-taona faha-27 niforonanany ny klioba « Jeunes rockers »,  tao amin’ny « Les Roches Rouges », ny 07 janoary 2017. Mpampianatra dihy, mpanorina ny klioba ary ireo mpianatra dihy, notron’ny Ben’ny tanànan’I Mahajanga, sy ireo avy amin’ny ligim-paritr’i Boeny sy ny federasionina Malagasy misahana ny dihy ara-panatanjahatena sy dihy mihaja na danses de

Mahajanga: maharary amin’ireo zokiolona ny tsy fahazoana ny valin-kasasarana ara-dàlana

Maharary ny tsy fahazoana ny valinkasasarana mifanaraka amin’ny 15 taona niasana sy ny mihoatra hoy ireo Zokiolona mitambatra Miray Misotro Ronono ny sabotsy 7 janoary 2017, raha nankalaza ny faha 10 taonan’ny fikambanany sy nifampiarahaba tratry ny taona izy ireo tao Manga Mahajanga. Zokiolona mitambatra mpandray fisotroan-dronono ao amin’ny CNAPS eto Mahajanga izy ireo ary