Tag Archives: Antsoheribory

Fizahan-tany : maniry ny eny ifotony ny mba hitrandraka fampandrosoana avy amin’izany

Boeny Aranta, tanàna kely iray amoron-dranomasina andrefan’i Mahajanga renivohitra no nosafidin’ny Sampandraharaham-paritry ny Fizahan-tany eto Boeny hanamarihan’ny faritra ny andro maneran-tany ho an’ny Fizahan-tany ny 22 sy 23 oktobra lasa teo. Sakalavan’i Boeny no mponina ao Boeny Aranta izay miisa 450 eo,  ary  90% amin’izy ireo dia silamo.   Manarato, manamboatra lakana ary mamokatra sira no