Tag Archives: PASSOBA-Santé

Fahasalamana eto Boeny: mbola mila hampitomboina ny mpiasa

Nangataka ny hampitomboina ny isan’ny mpiasan’ny fahasalamana any amin’ireo kaominina ambanivohitra vitsivitsy ato anatin’ny Faritra ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar  satria hitany maso ny fahabangana misy nandritra ireo fitsidiham-paritra nataony ka misy fiantraikany amin’ny kalitaon’ny asa fitsaboana any amin’ireny toerana ireny. Teo anatrehan’ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana, ny solotenan’ny Vondrona eropeana, ny UNICEF, ny

Mampazoto ny mpitsabo ny fanavaozana ny trano sy ny fanatsarana ny fitaovana

Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny ministeran’ny Fahasalamana sy ny Vondrona eropeana  dia nanolotra fitaovana ho an’ny fizaham-pahasalamana sy fitsaboana, ho an’ny fiterahana sy ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny Unicef tamin’ny alàlan’ny Fandaharan’asa fanohanana ny sehatra ara-tsosialy momba ny fahasalamana eny ifotony na PASSOBA-Santé (Programme d’appui aux secteurs sociaux de base)  ho an’ireo CSB eto Boeny