Tag Archives: Tontolo iainana

Andraikitry ny tsirairay ny fanatsarana ny tontolo iainana

Notontosaina tao amin’ny trano fandraisambahiny Les Roches Rouges  ny 23 sy 24 septambra 2014 lasa teo ny atrik’asa fanofanana ho an’ireo mpikambana ao anatin’ny Komitim-paritra mpanara-maso ny tontolo iainana eto Boeny (CRSE). Ny Ofisim-pirenenena momba ny tontolo iainana (ONE) no nanome ny fiofanana rehetra nandritra izay roa andro izay. Ny  Fandaharan’asa alemaina sy malagasy momba